Ato anatin'ny “An'ny voambolana ny fitenenana - Les mots ont la parole”, asongadinay ireto telo ireto: sonkoriser - fitenin'ny Seneagaly, raconter sa life ary ilay tena safiotra frantsay-japo...
Ho fanamarihana ny tsingerintaona voalohany an'ilay fananiham-bohitra rosiàna tao Okraina, miditra an-tsehatra amin'ireo hetsipanoherana imasom-bahoaka maneran-tany ireo Rosiàna any am-pielezan...
Antomotra ny fifidianana filoham-pirenena ao Venezoelà amin'ny 28 Jolay, afa-misalotra kandidà azo iainana ve ny mpanohitra? Avelan'i Maduro hifaninana ve izay rehetra mandrahona azy ara-pifidi...
"... Tsy zakan'ny fiarahamoninay ny filalaovana skate. Heverina ho toy ny fanatanjahantena fanaon'ny bandy ratsy taiza izy io, araka izany dia sarotra ho an'ireo ankizivavy toa ahy ny handeha han...
"Izao tontolo izao dia namoy, tsy hoe fotsiny mozisiàna iray sangany sy hazondamosin'ny The Wailers fa koa olombelona iray niavaka izay namela lova goavambe ohatry ny talentany
Ny dia an-tsesitanin'ilay vehivavy iraniàna mpilalao sarimihetsika raha izy nivezivezy teo anelanelan'i Alemaina sy Iràna, tsy mitsahatra ny miasa saina momba azy azo sary tsy misarona "hijab",...
Mila arovana matotra kokoa noho izany ny zon'ny olona solokiam-peo sy sary.
Tamin'ny alàlan'ny famerenana nandinika ireo hevitra efa nosainina mialoha sy tamin'ny fanasongadinana ireo fahasarotan'ny maha-mainty hoditra, nihoatra ny sisintany ny asany, fitaomana avy amin...
Sevdalinka (fantatra ihany koa amin'ny anarana hoe sevdah) no fomba fanehoana ny mozika folk an'i Bosnia sy Herzegovina, izay niorim-paka lalina tamin'ny kolontsaina ara-mozika any amin'ireo fire...
Raha miharatsy ny krizy vokatry ny fidangan'ny vidim-piainana ao Tiorkia, Rtoa Şebnem Bursalı, depiote avy amin'ny antoko eo amin'ny fitondràna kosa, tafiditra anatina fanakianana avy amin'ny ...